2 Tantara 20:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia natahotra+ i Josafata ka tapa-kevitra ny hitady an’i Jehovah.+ Koa nanao antso avo izy hoe hisy fifadian-kanina+ manerana an’i Joda. Joela 2:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Tsofy ao Ziona ny anjombona.+ Manokàna fotoana fifadian-kanina,+ ary ambarao fa hisy fivoriambe manetriketrika.+
3 Dia natahotra+ i Josafata ka tapa-kevitra ny hitady an’i Jehovah.+ Koa nanao antso avo izy hoe hisy fifadian-kanina+ manerana an’i Joda.
15 “Tsofy ao Ziona ny anjombona.+ Manokàna fotoana fifadian-kanina,+ ary ambarao fa hisy fivoriambe manetriketrika.+