Jeremia 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Raha hiverina ianao, ry Israely ô”, hoy i Jehovah, “dia miverena amiko.+ Ary raha harianao tsy ho eo anatrehako ireo zava-maharikoriko+ notompoinao, dia tsy ho lasa mpirenireny ianao. Hosea 12:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Miverena amin’Andriamanitrao,+ ka manehoa hatsaram-panahy feno fitiavana+ ary manaova ny rariny.+ Aoka koa ianao hanantena foana an’Andriamanitrao.+ Hosea 14:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Miverena amin’i Jehovah Andriamanitrao, ry Israely ô!+ Fa ny fahadisoanao no nahalavo anao.+
4 “Raha hiverina ianao, ry Israely ô”, hoy i Jehovah, “dia miverena amiko.+ Ary raha harianao tsy ho eo anatrehako ireo zava-maharikoriko+ notompoinao, dia tsy ho lasa mpirenireny ianao.
6 “Miverena amin’Andriamanitrao,+ ka manehoa hatsaram-panahy feno fitiavana+ ary manaova ny rariny.+ Aoka koa ianao hanantena foana an’Andriamanitrao.+