FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 7:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia nivory tao Mizpa izy ireo, ary nantsaka rano ka nandraraka izany teo anatrehan’i Jehovah, sady nifady hanina tamin’iny andro iny.+ Teo koa izy ireo no niteny hoe: “Efa nanota tamin’i Jehovah izahay.”+ Ary nanomboka nitsara+ ny zanak’Israely tao Mizpa i Samoela.

  • 2 Tantara 20:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia natahotra+ i Josafata ka tapa-kevitra ny hitady an’i Jehovah.+ Koa nanao antso avo izy hoe hisy fifadian-kanina+ manerana an’i Joda.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara