Amosa 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Lozan’izay olona miadana+ any Ziona sy izay tsy manana ahiahy eny amin’ny tendrombohitr’i Samaria! Ireo no olo-manan-kaja eo amin’ilay firenena malaza indrindra, ary ireo no hatonin’ny taranak’Israely.
6 “Lozan’izay olona miadana+ any Ziona sy izay tsy manana ahiahy eny amin’ny tendrombohitr’i Samaria! Ireo no olo-manan-kaja eo amin’ilay firenena malaza indrindra, ary ireo no hatonin’ny taranak’Israely.