26 Rehefa hotapahiko ny hazo fihantonan’ny mofo boribory fihinanareo,+ dia ho lafaoro iray monja no hanaovan’ny vehivavy folo ny mofonareo, ary hozarainy aminareo izany ka hoferana ny lanjany.+ Dia hihinana ianareo nefa tsy ho voky.+
38 Dia niverina tany Gilgala+ i Elisa. Nisy mosary+ tany tamin’izay. Ary nipetraka teo anatrehany+ ireo zanaky+ ny mpaminany, ka hoy izy tamin’ny mpanompony:+ “Ataingeno ilay vilanibe, ka manaova lasopy ho an’ny zanaky ny mpaminany.”+