FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 62:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Efa nanangana ny tanany ankavanana+ sy ny sandriny+ mahery i Jehovah ka nianiana hoe: “Tsy homeko ho sakafon’ny fahavalonao intsony ny varimbazahanao,+ ary tsy hosotroin’ny hafa firenena intsony ny divainao vaovao,+ izay efa nisasaranao.

  • Jeremia 30:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Fa aza matahotra kosa ianao, ry Jakoba mpanompoko ô”, hoy i Jehovah, “ary aza mihorohoro, ry Israely ô!+ Fa hovonjeko avy any an-tany lavitra ianao, ary ny taranakao hovonjeko avy any amin’ny tany nahababo azy.+ Dia hiverina tokoa i Jakoba, ka tsy hisy hanakorontana fa handry feizay, ary tsy hisy hampangovitra azy.”+

  • Ezekiela 28:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Dia honina eo tsy amin’ahiahy izy ireo,+ ka hanao trano+ sy tanimboaloboka.+ Ary handry feizay+ izy ireo rehefa hampihatra didim-pitsarana amin’izay rehetra nanesoeso azy aho, dia izay rehetra manodidina azy.+ Koa tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah Andriamaniny.”’”

  • Mika 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia samy hipetraka eny ambanin’ny voalobony sy ny aviaviny+ izy, ary tsy hisy hampangovitra azy,+ fa ny vavan’i Jehovah Tompon’ny tafika no efa niteny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara