49Izao no nolazain’i Jehovah momba ny taranak’i Amona:+ “Tsy manan-janaka angaha ny Israely, sa tsy manana mpandova? Koa nahoana no nalain’i Malkama+ ny tanin’i Gada,+ ka ny mpivavaka aminy no mipetraka ao amin’ireo tanànan’ny Israely?”+
10 “Nilaza ianao hoe: ‘Ho lasako ireo firenena sy tany roa ireo, ka samy halaintsika ho antsika!’+ I Jehovah mihitsy anefa no ao amin’ireo tany roa ireo.+