Genesisy 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary Andriamanitra nanomboka namorona ireo biby goavam-be any an-dranomasina+ sy ny zavamananaina* rehetra mihetsiketsika+ izay mifanaretsaka ao anaty rano, samy araka ny karazany avy, ary ny biby manidina manana elatra rehetra araka ny karazany avy.+ Ary hitan’Andriamanitra fa tsara izany. Salamo 104:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ny ranomasina izay tena lehibe sy midadasika kosa,+No ahitana biby mihetsiketsika tsy tambo isaina,+Dia zavamananaina kely sy lehibe.+
21 Ary Andriamanitra nanomboka namorona ireo biby goavam-be any an-dranomasina+ sy ny zavamananaina* rehetra mihetsiketsika+ izay mifanaretsaka ao anaty rano, samy araka ny karazany avy, ary ny biby manidina manana elatra rehetra araka ny karazany avy.+ Ary hitan’Andriamanitra fa tsara izany.
25 Ny ranomasina izay tena lehibe sy midadasika kosa,+No ahitana biby mihetsiketsika tsy tambo isaina,+Dia zavamananaina kely sy lehibe.+