Lioka 11:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Hiara-mitsangana amin’ity taranaka ity mandritra ny fitsarana ny mponin’i Ninive ka hanameloka azy, satria nibebaka izy ireo rehefa nitory taminy i Jona.+ Misy lehibe noho+ i Jona anefa eto.
32 Hiara-mitsangana amin’ity taranaka ity mandritra ny fitsarana ny mponin’i Ninive ka hanameloka azy, satria nibebaka izy ireo rehefa nitory taminy i Jona.+ Misy lehibe noho+ i Jona anefa eto.