2 Mpanjaka 15:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Farany, dia nodimandry any amin’ny razany i Azaria,+ ka nalevina any amin’ny razany, tao amin’ny Tanànan’i Davida. Ary i Jotama zanany no nanjaka nandimby azy.+ 2 Mpanjaka 15:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Peka zanak’i Remalia mpanjakan’ny Israely, no lasa mpanjaka i Jotama+ zanak’i Ozia+ mpanjakan’ny Joda. 1 Tantara 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Joasy niteraka an’i Amazia;+ Amazia niteraka an’i Azaria;+ Azaria niteraka an’i Jotama;+ 2 Tantara 27:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Dimy amby roapolo taona i Jotama+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary enina ambin’ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Jerosa,+ zanak’i Zadoka.
7 Farany, dia nodimandry any amin’ny razany i Azaria,+ ka nalevina any amin’ny razany, tao amin’ny Tanànan’i Davida. Ary i Jotama zanany no nanjaka nandimby azy.+
32 Tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Peka zanak’i Remalia mpanjakan’ny Israely, no lasa mpanjaka i Jotama+ zanak’i Ozia+ mpanjakan’ny Joda.
27 Dimy amby roapolo taona i Jotama+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary enina ambin’ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Jerosa,+ zanak’i Zadoka.