FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 2:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Izao no tsy maintsy hitranga any am-parany:+ Ny tendrombohitra misy ny tranon’i+ Jehovah dia ho mafy orina sady ho avo noho ny tampon’ireo tendrombohitra,+ ka hasandratra ho avo noho ireo havoana.+ Ary hitanjozotra ho any ny firenena rehetra.+

  • Daniela 12:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia hoy izy: “Mandehana, ry Daniela ô, satria nohazonina ho zava-miafina ny teny, sady nasiana tombo-kase mandra-pahatongan’ny fotoanan’ny farany.+

  • Asan’ny Apostoly 2:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 ‘“Ary amin’ny andro farany”, hoy Andriamanitra, “dia handatsahako ampahany amin’ny fanahiko+ ny karaza-nofo rehetra, ka ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo haminany, ary ny tovolahy eo aminareo hahita fahitana ary ny lahiantitra eo aminareo hanonofy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara