Salamo 86:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ho avy ny firenena rehetra nataonao,+Ka hiankohoka eo anatrehanao, Jehovah ô,+Sy hankalaza ny anaranao!+ Isaia 60:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia hankeo amin’ny fahazavanao ny firenena,+ ary hankeo amin’ny fahazavan’ny famirapiratanao+ ny mpanjaka.+ Apokalypsy 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Iza no tsy hatahotra anao,+ Jehovah ô,+ ary iza no tsy hanome voninahitra ny anaranao,+ satria ianao irery ihany no tsy mivadika?+ Fa ho avy hivavaka eo anatrehanao ny firenena rehetra,+ satria efa naseho ny didim-pitsaranao ara-drariny.”+
9 Ho avy ny firenena rehetra nataonao,+Ka hiankohoka eo anatrehanao, Jehovah ô,+Sy hankalaza ny anaranao!+
3 Dia hankeo amin’ny fahazavanao ny firenena,+ ary hankeo amin’ny fahazavan’ny famirapiratanao+ ny mpanjaka.+
4 Iza no tsy hatahotra anao,+ Jehovah ô,+ ary iza no tsy hanome voninahitra ny anaranao,+ satria ianao irery ihany no tsy mivadika?+ Fa ho avy hivavaka eo anatrehanao ny firenena rehetra,+ satria efa naseho ny didim-pitsaranao ara-drariny.”+