FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 30:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Misy taranaka manozona ny rainy sady tsy manaja an-dreniny.+

  • Ezekiela 22:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Na ny ray na ny reny dia samy atao tsinontsinona eo aminao.+ Ambakaina ny vahiny monina eo aminao,+ ary ampijalina ny kamboty ray sy ny mpitondratena.”’”+

  • Matio 10:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary ny rahalahy+ koa hanolotra ny rahalahiny ho faty, ny ray hanolotra ny zanany, ary ny zanaka hitsangana hanohitra ny ray aman-dreniny ka hampamono azy ho faty.+

  • Lioka 21:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary hivadika aminareo hatramin’ny ray aman-dreninareo+ sy ny rahalahinareo sy ny havanareo ary ny namanareo, ka hisy aminareo hovonoina ho faty.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara