FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 23:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Hangoniko avy any amin’ny tany rehetra nanaparitahako azy ny ondriko sisa,+ ka haveriko eo amin’ny kijana nisy azy.+ Dia hanan-taranaka sy hihabetsaka+ izy ireo.

  • Joela 2:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Ary izay rehetra miantso ny anaran’i Jehovah no ho tafavoaka soa aman-tsara amin’izany.+ Fa ao amin’ny Tendrombohitra Ziona sy ao Jerosalema no hisy an’ireo ho afa-mandositra,+ araka ny efa nolazain’i Jehovah. Ho anisan’ireo ho tafavoaka velona antsoin’i Jehovah koa izy ireo.”+

  • Romanina 9:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Tsy izay ihany fa izao koa no antsoantson’i Isaia momba ny Israely: “Na dia mety ho toy ny fasika any an-dranomasina+ aza ny isan’ny zanak’Israely, dia ny sisa tavela no hovonjena.+

  • Apokalypsy 12:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary tezitra tamin-dravehivavy ilay dragona,+ ka lasa nandeha niady tamin’ny sisa amin’ny taranany, izay nitandrina ny didin’Andriamanitra sy nanankinana ny asa fitoriana+ momba an’i Jesosy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara