Deoteronomia 32:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nampandehaniny teny amin’ireo toerana avo+ teto an-tany izy,Mba hihinana ny vokatry ny saha.+Ary nampitsentsitra azy tantely avy tamin’ny harambato+ izy,Sy menaka avy tamin’ny vatoafo.+ Isaia 58:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 dia ho finaritra tanteraka amin’i Jehovah+ ianao. Hampandehaniko eny amin’ny toerana avo ambonin’ny tany+ koa ianao, sady havelako hihinana ny vokatra avy amin’ny lovan’i Jakoba razanao.+ Fa ny vavan’i Jehovah no efa niteny.”+
13 Nampandehaniny teny amin’ireo toerana avo+ teto an-tany izy,Mba hihinana ny vokatry ny saha.+Ary nampitsentsitra azy tantely avy tamin’ny harambato+ izy,Sy menaka avy tamin’ny vatoafo.+ Isaia 58:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 dia ho finaritra tanteraka amin’i Jehovah+ ianao. Hampandehaniko eny amin’ny toerana avo ambonin’ny tany+ koa ianao, sady havelako hihinana ny vokatra avy amin’ny lovan’i Jakoba razanao.+ Fa ny vavan’i Jehovah no efa niteny.”+
14 dia ho finaritra tanteraka amin’i Jehovah+ ianao. Hampandehaniko eny amin’ny toerana avo ambonin’ny tany+ koa ianao, sady havelako hihinana ny vokatra avy amin’ny lovan’i Jakoba razanao.+ Fa ny vavan’i Jehovah no efa niteny.”+