FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 3:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Izay maneho finoana+ ny Zanaka dia manana fiainana mandrakizay.+ Izay tsy mankatò ny Zanaka kosa tsy hahita fiainana,+ fa ny fahatezeran’Andriamanitra no mitoetra eo aminy.+

  • Romanina 1:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary amin’ny alalan’ny vaovao tsara no ampiharihariana ny fahamarinan’Andriamanitra.+ Izany dia vokatry ny fananana finoana+ ka vao mainka mampitombo finoana, araka ny voasoratra hoe: “Fa ny olo-marina dia ho velona noho ny finoany.”+

  • Galatianina 3:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hita mazava koa fa tsy misy olona ambara ho marina eo anatrehan’Andriamanitra noho ny lalàna,+ satria “ny olo-marina ho velona noho ny finoany.”+

  • Hebreo 10:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 “Fa ny oloko marina kosa ho velona noho ny finoany”,+ fa “raha mihemotra izy, dia tsy hankasitrahako.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara