38 Ary raha mbola niankohoka tao an-tranon’i Nisroka+ andriamaniny+ izy, dia namono azy tamin’ny sabatra+ i Adrameleka sy Sarezera zanany lahy, ka nandositra tany Ararata.+ Ary i Esara-hadona+ zanany no nanjaka nandimby azy.
28 “Fa aiza ireo andriamanitra nataonareo?+ Aoka ireny no hitsangana raha mahavonjy anareo amin’ny fotoana mahory anareo.+ Fa mitovy isa amin’ny tanànanareo ny andriamanitrareo, ry Joda ô!+
4 Ny amin’ny fihinanana+ sakafo atolotra ho an’ny sampy, dia fantatsika fa tsinontsinona velively ny sampy,+ ary tsy misy Andriamanitra afa-tsy iray ihany.+