Jeremia 10:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Toy ny kalo fampitahoram-borona eny amin’ny sahan-kôkômbra ireny, ary tsy afa-miteny.+ Tsy maintsy bataina ireny fa tsy afa-mamindra.+ Koa aza matahotra azy, fa sady tsy mahatonga loza izy no tsy afaka manisy soa.”+ 1 Korintianina 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fantatrareo fa fony ianareo olon’izao tontolo izao,+ dia voataona tamin’ny fomba samihafa hanompo an’ireo sampy+ moana+ ianareo.
5 Toy ny kalo fampitahoram-borona eny amin’ny sahan-kôkômbra ireny, ary tsy afa-miteny.+ Tsy maintsy bataina ireny fa tsy afa-mamindra.+ Koa aza matahotra azy, fa sady tsy mahatonga loza izy no tsy afaka manisy soa.”+
2 Fantatrareo fa fony ianareo olon’izao tontolo izao,+ dia voataona tamin’ny fomba samihafa hanompo an’ireo sampy+ moana+ ianareo.