FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 3:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa voasakana tsy hilatsaka ny oram-be,+ ary na ny oran-dohataona aza tsy misy intsony.+ Tsy misy henatra intsony ianao fa manao toy ny mpivaro-tena nefa vehivavy manambady.* Tsy mety miaiky ianao hoe mahamenatra ny nataonao.+

  • Jeremia 8:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Mba menatra ve izy ireo noho ny zavatra maharikoriko nataony?+ Tsy vitan’ny hoe tsy menatra mihitsy izy ireo, fa tsy hainy koa ny atao hoe henatra.+

      “‘Ho lavo miaraka amin’ireo lavo izy ireo. Ho tafintohina+ izy ireo rehefa tonga ny fotoana hifantohana+ aminy’, hoy i Jehovah.

  • Zefania 2:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Miangòna ianareo, miangòna,+ ry firenena tsy mahalala menatra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara