FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 63:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Dia hoy izy: “Oloko tokoa ireo,+ sady zanaka tsy hivadika.”+ Koa nanjary Mpamonjy an’ireo izy.+

  • Efesianina 4:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Koa satria àry efa narianareo ny lainga,+ dia milazà ny marina amin’ny namanareo avy ianareo tsirairay,+ fa rantsambatana mifampiankina isika.+

  • Kolosianina 3:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Aza mifandainga+ ianareo. Esory ny toetra taloha+ mbamin’ireo fanao niaraka taminy,

  • Apokalypsy 14:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 ary tsy nisy lainga hita teo am-bavany+ sady tsy nisy tsiny+ ireo.

  • Apokalypsy 21:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Tsy hiditra ao mihitsy+ izay zavatra tsy masina sy izay mpanao zava-maharikoriko+ sy mpandainga,+ fa izay voasoratra ao amin’ny horonam-bokin’ny fiainana ihany, dia ny horonam-bokin’ny Zanak’ondry.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara