FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 3:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia nanao hira nifamaly izy ireo ka nidera+ sy nisaotra an’i Jehovah “fa tsara izy,+ fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana amin’ny Israely.”+ Ary ny olona rehetra nihoby mafy+ nidera an’i Jehovah noho ny nandatsahana ny fototry ny tranon’i Jehovah.

  • Isaia 12:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Mihorakoraha sy mihobia, ry mponin’i Ziona, fa Ilay Masin’ny Israely dia lehibe eo anivonareo.”+

  • Zakaria 2:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Mihobia mafy sy mifalia, ry Ziona zanakavavy ô,+ fa ho avy aho,+ ary honina eo aminao”,+ hoy i Jehovah.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara