Isaia 24:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nandoto ny tany ny mponina eo aminy,+ satria nandika ny lalàna+ sy nanova ny fitsipika,+ ary nivadika tamin’ny fifanekena,+ dia ilay fifanekena mandritra ny fotoana tsy voafetra. Daniela 9:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Efa nanota izahay,+ ka nanao fahadisoana sy nanao ratsy ary nikomy.+ Tsy nanaraka ny didinao sy ny didim-pitsaranao izahay.+
5 Nandoto ny tany ny mponina eo aminy,+ satria nandika ny lalàna+ sy nanova ny fitsipika,+ ary nivadika tamin’ny fifanekena,+ dia ilay fifanekena mandritra ny fotoana tsy voafetra.
5 Efa nanota izahay,+ ka nanao fahadisoana sy nanao ratsy ary nikomy.+ Tsy nanaraka ny didinao sy ny didim-pitsaranao izahay.+