FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 11:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Tsy hisy hilana ny harena amin’ny andro fahatezerana,+ fa ny fahamarinana kosa no hiaro ny olona tsy ho faty.+

  • Isaia 2:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Amin’izany andro izany, dia harian’ny olona any amin’ny voalavo tsokotsoko vava sy ny ramanavy ny andriamaniny volafotsy tsy misy fotony, sy ny andriamaniny volamena tsy misy dikany izay nataony hiankohofana,+

  • Ezekiela 7:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “‘Hatsipiny eny an-dalana ny volafotsiny, ary haharikoriko azy ny volamenany. Tsy hahavonjy azy na ny volafotsiny na ny volamenany, amin’ny andro fahatezeran’i Jehovah.+ Tsy ho afa-po izy ireo ary tsy ho voky ny kibony, satria nanjary vato mahatafintohina azy ny harenany, ka nahatonga azy hanao fahadisoana.+

  • Jakoba 5:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ry mpanankarena,+ mitomania ka midradradradrà noho ny fahoriana efa hanjo anareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara