20 ny hafa firenena rehetra, sy ny mpanjaka rehetran’i Oza,+ sy ny mpanjaka rehetran’ny Filistinina+ sy Askelona+ sy Gaza+ sy Ekrona+ ary izay sisa ao Asdoda;+
16 dia izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Haninjitra ny tanako hamely ny Filistinina aho,+ ka horinganiko ny Keretita,+ ary haripako ny mponina sisa any amoron-tsiraka.+