FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 14:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Raha mbola velona koa anefa aho, dia ho feno ny voninahitr’i Jehovah ny tany manontolo.+

  • Isaia 49:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Topazo maso ny manodidina anao ka jereo. Tafangona daholo izy ireo,+ ary tonga eo aminao. “Raha mbola velona koa aho”, hoy i Jehovah,+ “dia hanaovanao toy ny haingo izy rehetra, ka hafatotrao amin’ny tenanao toy ny ataon’ny vehivavy ampakarina.+

  • Jeremia 46:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “‘Raha mbola velona koa aho’, hoy ilay Mpanjaka atao hoe Jehovah Tompon’ny tafika,+ ‘dia hiditra atỳ izy, ka ho sahala amin’i Tabara+ eo amin’ireo tendrombohitra sy ho tahaka an’i Karmela+ eo amoron’ny ranomasina.

  • Romanina 14:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa voasoratra hoe: “‘Raha velona koa aho’, hoy i Jehovah,+ ‘dia izaho no handohalehan’ny lohalika rehetra, ary hanaiky ampahibemaso an’Andriamanitra ny lela rehetra.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara