Isaia 16:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Efa renay ny fireharehan’i Moaba, fa mirehareha be izy.+ Rediredy tsy ho tanteraka anefa ny fizahozahoany sy ny fireharehany ary ny fisafoahany.+ Jeremia 48:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “Efa renay ny fireharehan’i Moaba,+ ny fanamboniany tena, ny fireharehany, ny fizahozahoany, ary ny avonavon’ny fony. Mizahozaho tokoa izy.”+ Obadia 3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ny fireharehan’ny fonao no namitaka anao,+ ry ilay mipetraka eny an-tsefatsefa-bato+ sy monina eny amin’ny toerana avo, ka manao anakampo hoe: ‘Iza no hampidina ahy eny amin’ny tany?’
6 Efa renay ny fireharehan’i Moaba, fa mirehareha be izy.+ Rediredy tsy ho tanteraka anefa ny fizahozahoany sy ny fireharehany ary ny fisafoahany.+
29 “Efa renay ny fireharehan’i Moaba,+ ny fanamboniany tena, ny fireharehany, ny fizahozahoany, ary ny avonavon’ny fony. Mizahozaho tokoa izy.”+
3 Ny fireharehan’ny fonao no namitaka anao,+ ry ilay mipetraka eny an-tsefatsefa-bato+ sy monina eny amin’ny toerana avo, ka manao anakampo hoe: ‘Iza no hampidina ahy eny amin’ny tany?’