FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 17:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Ary hoy i Davida taminy: “Ianao manatona ahy amin’ny sabatra sy lefona ary lefom-pohy,+ fa izaho kosa manatona anao amin’ny anaran’i Jehovah Tompon’ny tafika,+ ilay Andriamanitry ny tafiky ny Israely izay nohantsinao.+

  • Hosea 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ny taranak’i Joda kosa no hamindrako fo,+ ary ny herin’i Jehovah Andriamaniny no hamonjeko azy.+ Tsy amin’ny tsipìka na sabatra na ady, na soavaly na mpitaingin-tsoavaly anefa no hamonjeko azy.”+

  • Mika 3:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Fa izaho kosa feno hery avy amin’ny fanahin’i Jehovah, ary tena tiako ny rariny sady be herim-po+ aho mba hilaza amin’i Jakoba ny fikomiany, ary amin’i Israely ny fahotany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara