6 “Ary ny hafa firenena izay miandany amin’i Jehovah mba hanompo azy+ sy mba ho tia ny anaran’i Jehovah+ ka ho mpanompony, eny, izay rehetra mitandrina ny sabata ka tsy manazimbazimba azy, sy mifikitra amin’ny fifanekena nataoko,+
10 Hafa firenena no hanangana ny mandanao,+ ary hanompo anao ny mpanjakany.+ Tao anatin’ny fahatezerako no nikapohako anao,+ fa noho ny fankasitrahako kosa no hamindrako fo aminao.+