Salamo 36:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mitetika ny hanao ratsy izy, na dia any am-pandrianany aza.+Mijanona eo amin’ny lalan-dratsiny izy,+Ary ny ratsy tsy mba laviny.+ Ohabolana 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 ny fo mamorona teti-dratsy,+ ny tongotra maika hihazakazaka hanao ratsy,+ Zakaria 8:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aza mamorona teti-dratsy ao am-ponareo hamelezana ny namanareo,+ ary aza tia mianiana lainga,+ satria samy halako ireo zavatra ireo’,+ hoy i Jehovah.” Marka 7:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Fa avy ao anatin’ny olona, eny, avy ao am-pony,+ no ivoahan’ny eritreri-dratsy, dia fijangajangana,+ halatra, vonoan’olona,+
4 Mitetika ny hanao ratsy izy, na dia any am-pandrianany aza.+Mijanona eo amin’ny lalan-dratsiny izy,+Ary ny ratsy tsy mba laviny.+
17 Aza mamorona teti-dratsy ao am-ponareo hamelezana ny namanareo,+ ary aza tia mianiana lainga,+ satria samy halako ireo zavatra ireo’,+ hoy i Jehovah.”
21 Fa avy ao anatin’ny olona, eny, avy ao am-pony,+ no ivoahan’ny eritreri-dratsy, dia fijangajangana,+ halatra, vonoan’olona,+