Isaia 49:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 ary mba hilazana amin’ny voafonja+ hoe: ‘Mivoaha!’,+ sy amin’ireo ao anaty haizina+ hoe: ‘Misehoa!’+ Hiraoka ahitra eny an-dalana izy ireo, ary ho eny amin’ny lala-masaka rehetra eny ny kijanany.+
9 ary mba hilazana amin’ny voafonja+ hoe: ‘Mivoaha!’,+ sy amin’ireo ao anaty haizina+ hoe: ‘Misehoa!’+ Hiraoka ahitra eny an-dalana izy ireo, ary ho eny amin’ny lala-masaka rehetra eny ny kijanany.+