Salamo 104:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Sy divay izay mampifaly ny fon’ny olombelona mety maty,+Mba ho mandimandin’ny menaka ny tarehiny.+Ny tany koa no ahazoan’ny olona mofo ho tohan’aina.+ Zakaria 9:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hiaro azy ireo i Jehovah Tompon’ny tafika. Dia holevonin’izy ireo+ sy hataony tsy misy vokany ireo vatom-pilotra. Hisotro+ izy ireo, ary hihorakoraka toy ny azon’ny divay. Ary hofenoina toy ny vilia baolina sy toy ny zoron’ny alitara+ izy ireo.
15 Sy divay izay mampifaly ny fon’ny olombelona mety maty,+Mba ho mandimandin’ny menaka ny tarehiny.+Ny tany koa no ahazoan’ny olona mofo ho tohan’aina.+
15 Hiaro azy ireo i Jehovah Tompon’ny tafika. Dia holevonin’izy ireo+ sy hataony tsy misy vokany ireo vatom-pilotra. Hisotro+ izy ireo, ary hihorakoraka toy ny azon’ny divay. Ary hofenoina toy ny vilia baolina sy toy ny zoron’ny alitara+ izy ireo.