Isaia 19:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ho maimbo ireo renirano, hihena ka ho ritra ireo lakandranon’i Neily any Ejipta,+ ary ho simba ny bararata+ sy ny harefo.
6 Ho maimbo ireo renirano, hihena ka ho ritra ireo lakandranon’i Neily any Ejipta,+ ary ho simba ny bararata+ sy ny harefo.