Salamo 69:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Fa hamonjy an’i Ziona Andriamanitra,+Ka hanorina an’ireo tanànan’i Joda.+Dia honina ao izy ireo, ka haka izany ho fananany.+
35 Fa hamonjy an’i Ziona Andriamanitra,+Ka hanorina an’ireo tanànan’i Joda.+Dia honina ao izy ireo, ka haka izany ho fananany.+