Joba 34:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Raha mifantoka amin’olona izy,Ary alainy ho any aminy ny ainy* sy ny fofonainy,+ Salamo 146:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Miala ny ainy,+ ary miverina amin’ny tany nakana azy izy,+Ka androtr’iny ihany, dia foana ny eritreriny.+ Mpitoriteny 12:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hiverina amin’ny tany toy ny teo aloha ny vovoka,+ fa ny hery mamelona*+ kosa hiverina amin’Andriamanitra+ izay nanome izany.+ Asan’ny Apostoly 17:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary tsy mila karakarain’ny tanan’olona izy, toy ny hoe mila zavatra,+ satria izy no manome ho an’ny olon-drehetra ny aina+ sy ny fofonaina+ ary ny zava-drehetra.
14 Raha mifantoka amin’olona izy,Ary alainy ho any aminy ny ainy* sy ny fofonainy,+ Salamo 146:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Miala ny ainy,+ ary miverina amin’ny tany nakana azy izy,+Ka androtr’iny ihany, dia foana ny eritreriny.+ Mpitoriteny 12:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hiverina amin’ny tany toy ny teo aloha ny vovoka,+ fa ny hery mamelona*+ kosa hiverina amin’Andriamanitra+ izay nanome izany.+ Asan’ny Apostoly 17:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary tsy mila karakarain’ny tanan’olona izy, toy ny hoe mila zavatra,+ satria izy no manome ho an’ny olon-drehetra ny aina+ sy ny fofonaina+ ary ny zava-drehetra.
4 Miala ny ainy,+ ary miverina amin’ny tany nakana azy izy,+Ka androtr’iny ihany, dia foana ny eritreriny.+
7 Dia hiverina amin’ny tany toy ny teo aloha ny vovoka,+ fa ny hery mamelona*+ kosa hiverina amin’Andriamanitra+ izay nanome izany.+
25 Ary tsy mila karakarain’ny tanan’olona izy, toy ny hoe mila zavatra,+ satria izy no manome ho an’ny olon-drehetra ny aina+ sy ny fofonaina+ ary ny zava-drehetra.