FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 37:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Kanjo rehefa tonga teo amin’ny Vavahadin’i Benjamina+ izy, dia tojo an’ilay manamboninahitra mpiambina vavahady. Jiria no anaran’izy io, ary zanak’i Selemia zanak’i Hanania izy. Nosamboriny avy hatrany i Jeremia mpaminany, ka nataony hoe: “Handeha hitolo-batana amin’ny Kaldeanina ianao io!”

  • Ezekiela 48:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 “Ho dimanjato sy efatra arivo hakiho ny lafiny atsinanana, ary hisy vavahady telo eo: Vavahadin’i Josefa ny iray, vavahadin’i Benjamina ny iray, ary vavahadin’i Dana ny iray.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara