Joda 23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Vonjeo izy,+ ka sariho haingana avy ao amin’ny afo.+ Amindrao fo hatrany koa ny hafa, ka ataovy amin-tahotra izany, ary ankahalao na dia ny akanjo anatiny voapentimpentin’ny nofo aza.+
23 Vonjeo izy,+ ka sariho haingana avy ao amin’ny afo.+ Amindrao fo hatrany koa ny hafa, ka ataovy amin-tahotra izany, ary ankahalao na dia ny akanjo anatiny voapentimpentin’ny nofo aza.+