FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 12:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary hoy i Davida+ tamin’i Natana: “Nanota tamin’i Jehovah aho.”+ Dia hoy i Natana: “Mamela* ny fahotanao i Jehovah,+ ka tsy ho faty ianao.+

  • 2 Tantara 30:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Fa be dia be ny olona tsy nidio,+ ary maro tamin’izy ireo no avy tamin’ny fokon’i Efraima+ sy Manase+ sy Isakara ary Zebolona.+ Ary nihinana ny Paska ihany izy ireo, na dia nifanohitra tamin’izay voasoratra aza izany.+ Nivavaka ho azy ireo anefa i Hezekia+ hoe: “Enga anie i Jehovah, izay tsara fanahy,+ hamindra fo

  • Salamo 32:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Sambatra izay voavela ny helony ary voasarona ny fahotany.+

  • Salamo 51:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Afeno tsy hahita ny fahotako ny tavanao,+

      Ary vonoy daholo ny fahadisoako rehetra.+

  • Hebreo 8:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Fa hamindra fo amin’ny tsy fahamarinana nataony aho, ary tsy hotsarovako+ intsony mihitsy ny fahotany.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara