FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 147:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Manasitrana+ an’ireo torotoro fo izy,+

      Ary manisy fehy ny ratran’izy ireo.+

  • Jeremia 30:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Fa hampody ny fahasalamanao aho ary hanasitrana ny ratra tamin’ny kapoka nahazo anao”,+ hoy i Jehovah. “Nantsoina hoe vehivavy noroahina ianao:+ ‘Io ilay Ziona tsy misy mpitady.’”+

  • Jeremia 33:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 ‘Hampody ny fahasalamany sy hanasitrana azy aho.+ Hanasitrana azy ireo tokoa aho ary haharihariko aminy fa hisy fiadanam-be sy fahamarinana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara