FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 17:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia nampianatra+ tao Joda izy ireo, sady nitondra ny boky misy ny lalàn’i+ Jehovah, ka nitety ny tanàna rehetran’ny Joda, ary nampianatra teo amin’ny vahoaka.

  • Ezekiela 44:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Hitsangana hitsara izy ireo rehefa misy raharaham-pitsarana,+ ka hitsara araka ny didim-pitsarana navoakako.+ Hotandremany koa ny lalàko sy ny fitsipiko momba ny fotoana rehetra hisian’ny fety,+ ary hohamasininy ny sabatako.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara