FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 2:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Noho izany, ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny+ ka hikambana amin’ny vadiny, ary ho nofo iray ihany izy ireo.+

  • Matio 5:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Izaho kosa anefa milaza aminareo fa izay lehilahy misaraka amin’ny vadiny, afa-tsy noho ny fijangajangana+ ihany, dia mety hahatonga an-dravehivavy hanitsakitsa-bady.+ Ary izay manambady vehivavy nisarahan’ny vadiny, dia manitsakitsa-bady.+

  • Matio 19:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Dia hoy izy tamin’ireo: “Noho ny hamafin’ny fonareo+ no namelan’i Mosesy anareo lehilahy hisara-panambadiana, fa tsy mba toy izany tany am-piandohana.+

  • Marka 10:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Aoka àry izay nampiraisin’Andriamanitra zioga, tsy hosarahin’olona.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara