Deoteronomia 27:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary rehefa tafita an’i Jordana ianareo, dia atsangano eo amin’ny Tendrombohitra Ebala+ ireo vato ireo, araka izay andidiako anareo anio, ka lalory fotsy amin’ny sokay.+ Lioka 11:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Lozanareo, satria toy ny fasana tsy miharihary ianareo, ka hitsahin’ny olona nefa tsy fantany akory!”+ Asan’ny Apostoly 23:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa hoy i Paoly: “Hamely anao koa Andriamanitra, ry rindrina voalalotra fotsy!+ Sady mipetraka hitsara ahy araka ny Lalàna+ ve ianao no mandika ny Lalàna+ ka mandidy ny hamelezana ahy?”
4 Ary rehefa tafita an’i Jordana ianareo, dia atsangano eo amin’ny Tendrombohitra Ebala+ ireo vato ireo, araka izay andidiako anareo anio, ka lalory fotsy amin’ny sokay.+
44 Lozanareo, satria toy ny fasana tsy miharihary ianareo, ka hitsahin’ny olona nefa tsy fantany akory!”+
3 Fa hoy i Paoly: “Hamely anao koa Andriamanitra, ry rindrina voalalotra fotsy!+ Sady mipetraka hitsara ahy araka ny Lalàna+ ve ianao no mandika ny Lalàna+ ka mandidy ny hamelezana ahy?”