Lioka 19:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia hoy izy taminy: ‘Tsara izany, ry mpanompo tsara! Mendri-pitokisana tamin’ny zavatra tena madinika ianao, ka aoka hanam-pahefana amin’ny tanàna folo.’+
17 Dia hoy izy taminy: ‘Tsara izany, ry mpanompo tsara! Mendri-pitokisana tamin’ny zavatra tena madinika ianao, ka aoka hanam-pahefana amin’ny tanàna folo.’+