FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 16:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Nanomboka teo i Jesosy Kristy no nampiseho tamin’ny mpianany fa tsy maintsy mankany Jerosalema izy, ary hampijalin’ny anti-panahy sy ny lehiben’ny mpisorona ary ny mpanora-dalàna, ka hovonoina ho faty ary hatsangana amin’ny andro fahatelo.+

  • Matio 20:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 dia hatolony amin’ireo hafa firenena ka hataon’ireo ho fihomehezana sy hokaravasiny ary hofantsihany amin’ny hazo fijaliana.+ Ary hatsangana izy amin’ny andro fahatelo.”+

  • Matio 27:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Koa nafahan’i Pilato ho an’ny vahoaka i Barabasy, fa nasainy nokaravasina+ kosa i Jesosy ka natolony hofantsihana amin’ny hazo fijaliana.+

  • Marka 15:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Tamin’izay dia nafahan’i Pilato ho an’ny vahoaka i Barabasy, satria te hanome fahafaham-po azy ireo izy.+ Ary rehefa avy nasainy nokaravasina i Jesosy, dia natolony hofantsihana amin’ny hazo fijaliana.+

  • Jaona 19:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Tamin’izay dia natolony azy ireo izy mba hofantsihana amin’ny hazo fijaliana.+

      Koa nentin’ireo i Jesosy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara