Deoteronomia 15:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hisy olo-mahantra foana mantsy eo amin’ilay tany.+ Koa izany no andidiako anao hoe: ‘Tokony hanokatra ny tananao ianao ka halala-tanana amin’ny rahalahinao ory sy mahantra, izay eo amin’ny taninao.’+ Marka 14:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa eo aminareo foana ny mahantra,+ ka isaky ny te hanao soa aminy ianareo, dia afaka manao izany. Fa izaho kosa tsy ho eo aminareo foana.+
11 Hisy olo-mahantra foana mantsy eo amin’ilay tany.+ Koa izany no andidiako anao hoe: ‘Tokony hanokatra ny tananao ianao ka halala-tanana amin’ny rahalahinao ory sy mahantra, izay eo amin’ny taninao.’+
7 Fa eo aminareo foana ny mahantra,+ ka isaky ny te hanao soa aminy ianareo, dia afaka manao izany. Fa izaho kosa tsy ho eo aminareo foana.+