Marka 14:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Koa lasa ireo mpianany roa lahy, dia niditra tao an-tanàna ka nahita araka izay nolazaina taminy. Ary nokarakarain’ireo ny Paska.+ Lioka 22:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia lasa izy roa lahy, ary nahita araka izay nolazaina taminy, ka nanomana ny Paska izy ireo.+
16 Koa lasa ireo mpianany roa lahy, dia niditra tao an-tanàna ka nahita araka izay nolazaina taminy. Ary nokarakarain’ireo ny Paska.+