FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 14:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Ary tonga tao amin’ny toerana iray antsoina hoe Getsemane izy ireo. Dia hoy izy tamin’ny mpianany: “Mipetraha eto fa izaho andeha hivavaka.”+

  • Lioka 22:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Hoy izy tamin’izy ireo rehefa tonga teo amin’ilay toerana izy: “Mivavaha foana mba tsy ho resin’ny fakam-panahy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara