Lioka 22:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Dia nisy anjely anankiray avy any an-danitra niseho taminy, ary nankahery azy.+ Hebreo 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tsy fanahy+ manao fanompoana ho an’ny besinimaro+ ve izy rehetra, ka irahina hikarakara an’ireo handova+ famonjena?
14 Tsy fanahy+ manao fanompoana ho an’ny besinimaro+ ve izy rehetra, ka irahina hikarakara an’ireo handova+ famonjena?