Matio 20:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary hoy ny navalin’i Jesosy: “Tsy fantatrareo izay angatahinareo. Hainareo ve ny hisotro amin’ny kaopy+ efa madiva hisotroako?” Dia hoy ireo: “Hainay.” Jaona 18:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hoy anefa i Jesosy tamin’i Petera: “Ampidiro ao amin’ny tranony ny sabatrao.+ Ny kaopy nomen’ny Raiko ahy ve tsy tokony hisotroako?”+
22 Ary hoy ny navalin’i Jesosy: “Tsy fantatrareo izay angatahinareo. Hainareo ve ny hisotro amin’ny kaopy+ efa madiva hisotroako?” Dia hoy ireo: “Hainay.”
11 Hoy anefa i Jesosy tamin’i Petera: “Ampidiro ao amin’ny tranony ny sabatrao.+ Ny kaopy nomen’ny Raiko ahy ve tsy tokony hisotroako?”+