FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 14:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Ary nankeo amin’ny mpianany izy ka nahita azy ireo natory, dia hoy izy tamin’i Petera: “Matory ve ianao, ry Simona? Tsy nahavita niari-tory adiny iray akory ve ianao?+

  • Lioka 22:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Dia nitsangana izy rehefa avy nivavaka, ary nankeny amin’ny mpianany, ka nahita azy ireo efa rendremana noho ny alahelo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara