Marka 14:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Ary tonga indray izy, dia nahita azy ireo natory, fa navesatra ny masony, koa tsy hitan’ireo izay havaly azy.+
40 Ary tonga indray izy, dia nahita azy ireo natory, fa navesatra ny masony, koa tsy hitan’ireo izay havaly azy.+